-
Levitikosy 5:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “‘Na, raha misy olona mikasika zavatra maloto, toy ny fatina biby maloto, na bibidia izany, na biby fiompy, na bibikely mifanaretsaka,+ dia maloto izy ka meloka na dia tsy fantany aza izany.
-