-
Eksodosy 22:10, 11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 “Raha mametraka ampondra na omby na ondry na biby fiompy hafa any amin’ny namany ny olona iray, ka maty ilay biby na lasa kilemaina na nisy naka nefa tsy nisy nahita, 11 dia hianiana eo anatrehan’i Jehovah ilay nametrahana ny biby hoe tsy nataony na inona na inona* ny fananan’ny namany. Dia hanaiky an’izany ilay tompom-biby, ary tsy hanome onitra ilay namany.+
-