FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 6:2-5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Raha misy olona manota ka mivadika amin’i Jehovah,+ izany hoe mamitaka ny namany momba ny zavatra nampiandraiketina azy+ na napetraka tany aminy, na mangalatra na manambaka ny namany, 3 na mahita zavatra very ka mandainga momba izany, ary raha mianiana lainga izy rehefa avy nanao ny iray amin’ireo fahotana ireo,+ dia izao no tokony hataony: 4 Raha nanota izy ka meloka, dia haveriny ilay zavatra nangalariny, na nalainy an-keriny, na nalainy tamin’ny fanambakana, na nampiandraiketina azy, na ilay zavatra very ka hitany, 5 na izay zavatra nianianany lainga. Honerany manontolo izany,+ sady mbola hampiany ampahadimin’ny vidiny. Homeny an’ilay tompony izany amin’ny andro ahitana fa meloka izy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara