FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 16:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 “Hiditra ao amin’ny tranolay fihaonana i Arona avy eo. Hesoriny ireo akanjo vita amin’ny lamba rongony nanaovany tamin’izy niditra tao amin’ny toerana masina, ary hapetrany ao.

  • Ezekiela 44:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Alohan’ny hivoahany any amin’ny tokotany ivelany misy ny vahoaka izy ireo no tokony hanala ny akanjo nentiny nanompo,+ ka hametraka an’ilay izy ao amin’ny efitra masina fisakafoana.*+ Dia hanao akanjo hafa izy ireo, sao dia ho lasa masina* koa ny vahoaka raha mbola anaovany ireny akanjony ireny.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara