-
Ezekiela 42:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Rehefa tafiditra ao ny mpisorona, dia tsy tokony hivoaka avy ao amin’ny toerana masina izy ireo mba hankeo amin’ny tokotany ivelany, raha tsy efa nesoriny ny akanjo fitondrany manompo.+ Masina mantsy ireny. Hanao akanjo hafa izy ireo, rehefa hankeny amin’izay azon’ny vahoaka aleha.”
-