FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 28:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 “Ataovy karôkarô ny tenon’ilay akanjo lava, ary kofehy rongony tena tsara anaovana azy. Manaova koa satroka amin’ny lamba rongony tena tsara, sy fehikibo lamba vita tenona.+

  • Levitikosy 16:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 “Ny mpisorona, izay voahosotra+ sy voatendry* ho mpisorona+ hisolo an-drainy,+ no hanao fandrakofam-pahotana. Ary hanaovany ireo akanjo vita amin’ny lamba rongony,+ dia ireo akanjo masina.+

  • Ezekiela 44:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “‘Akanjo rongony+ no tokony hanaovany, rehefa miditra ao amin’ireo vavahadin’ny tokotany anatiny izy ireo. Tsy tokony hanao akanjo volonondry izy ireo, rehefa manompo ao amin’ny vavahadin’ny tokotany anatiny na ao anatin’ilay vavahady.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara