FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 28:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia manamboara akanjo masina tsara tarehy ho an’i Arona rahalahinao, mba hanomezana voninahitra azy.+

  • Eksodosy 29:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “Ireo akanjo masin’i Arona+ dia hanaovan’izay taranany+ mandimby azy, rehefa hosorana sy tendrena ho mpisorona izy ireo.

  • Levitikosy 16:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Tokony hanaovany ny akanjo lava masina vita amin’ny lamba rongony.+ Ary tokony hanarona ny vatany* ny kilaoty lava* vita amin’ny lamba rongony.+ Tokony hanaovany koa ny fehikibo lamba rongony,+ ary hataony mihodidina ny lohany ny satroka lamba rongony.+ Akanjo masina ireo,+ ka handro amin’ny rano izy+ vao hanao an’ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara