- 
	                        
            
            Levitikosy 2:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
5 “‘Raha fanatitra varimbazaha nandrahoina tao anaty lasitra no aterinao,+ dia tokony hatao amin’ny lafarinina tsara toto tsy misy lalivay sady nafangaro menaka.
 
 -