FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 6:20, 21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “Izao no fanatitra hatolotr’i Arona sy ny zanany lahy ho an’i Jehovah amin’ny andro anosorana an’i Arona ho mpisorona:+ Lafarinina tsara toto ampahafolon’ny efaha,*+ ho fanatitra varimbazaha+ atolotra tsy tapaka, ka ny antsasany amin’ny maraina ary ny antsasany amin’ny hariva. 21 Handrahoina ao anaty lasitra ilay izy rehefa avy nasiana menaka,+ ary afangaroy tsara amin’ny menaka aloha vao hoentinao. Dia tapatapaho ilay mofo, izany hoe ilay fanatitra varimbazaha efa masaka, ka atolory mba ho hanitra mahafinaritra* an’i Jehovah.

  • 1 Tantara 23:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Nanampy tamin’ny fikarakarana an’ireto koa izy ireo: Ny mofo mifanaingina,*+ ny lafarinina tsara toto atao fanatitra varimbazaha, ny mofo fisaka tsy misy lalivay,+ ny mofo atao anaty lasitra, ny koba mifangaro menaka,+ ary ny karazana vatomizana sy famarana rehetra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara