-
Levitikosy 3:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 “‘Raha misy manolotra sorona iombonana,*+ ka ombilahy na ombivavy no ateriny, dia tokony ho biby tsy misy kilema no hatolony eo anatrehan’i Jehovah. 2 Hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay fanatiny izy, ary hovonoina eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana izany. Dia hafafin’ireo mpisorona zanakalahin’i Arona eo amin’ny lafiny rehetra amin’ny alitara ny ran’ilay izy.
-
-
Levitikosy 5:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Ary haka amin’ny ran’ilay fanatitra noho ny ota izy, ka hafafiny eo amin’ny sisin’ny alitara, fa ny ambin’ilay ra kosa havelany hitsika eo am-pototry ny alitara.+ Fanatitra noho ny ota izany.
-