- 
	                        
            
            Levitikosy 1:4, 5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
4 Dia hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay fanatitra dorana izy, ary hekena handrakofana ny fahotany izany.
5 “‘Hovonoina eo anatrehan’i Jehovah avy eo ilay vantotr’ombilahy. Ary hatolotr’ireo mpisorona zanakalahin’i Arona+ ho an’Andriamanitra ny ra, ka hafafiny eo amin’ny lafiny rehetra amin’ilay alitara,+ izay eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana.
 
 -