FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 3:16, 17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Levitikosy 4:8-10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “‘Hesorin’ilay mpisorona avy eo ny taviny rehetra amin’ilay omby atao fanatitra noho ny ota, dia ny taviny manarona ny tsinainy, ny taviny rehetra miraikitra amin’ny tsinainy, 9 ary ny voa roa sy ny taviny eo amboniny, izany hoe ilay eo akaikin’ny tehezany. Hesoriny miaraka amin’ny voa koa ny jabora eo amin’ny atiny.+ 10 Mitovy amin’izay esorina amin’ny omby atao sorona iombonana ihany no hesorina.+ Ary hodoran’ny mpisorona eo ambony alitara fanaovana fanatitra dorana ireo, mba hidona-tsetroka.

  • 1 Samoela 2:16, 17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary raha niteny taminy ilay olona hoe: “Aleo aloha hodorana mba hidona-tsetroka ny tavin-kena,+ vao haka an’izay tianao ianao”, dia hoy izy: “Tsy misy an’izany fa tonga dia omeo ahy izao dia izao ilay izy. Raha tsy izany dia halaiko an-keriny!” 17 Tena lehibe teo anatrehan’i Jehovah àry ny fahotana nataon’ireo mpanompo ireo,+ satria nanao tsinontsinona ny fanatitra ho an’i Jehovah ireo lehilahy ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara