-
Nomery 6:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 “‘Ary izao no lalàna momba ny Nazirita: Rehefa tapitra ny andro maha Nazirita azy,+ dia hoentina eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana izy.
-
-
Nomery 6:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Ary halain’ny mpisorona ny sorok’ilay ondrilahy, dia ny sorony iray efa nandrahoina,+ sy ny mofo boribory iray tsy misy lalivay avy ao anatin’ilay harona, ary ny mofo fisaka iray tsy misy lalivay. Dia hataony eo am-pelatanan’ilay Nazirita ireo, rehefa avy nasain’ilay Nazirita noharatana ilay famantarana ny maha Nazirita azy.
-