-
Eksodosy 30:26-28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 “Hosory amin’izany ny tranolay fihaonana,+ ny Vata Misy ny Tenin’ny Vavolombelona, 27 ny latabatra sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy, ny fitoeran-jiro sy ny fitaovana miaraka aminy, ny alitara fandoroana emboka manitra, 28 ny alitara fanaovana fanatitra dorana sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy, ary ny kovetabe sy ny tongony.
-