-
Levitikosy 7:29, 30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 “Ilazao ny Israelita hoe: ‘Izay manolotra sorona iombonana ho an’i Jehovah dia haka ampahany amin’izany mba hateriny ho an’i Jehovah.+ 30 Ary hoentiny eny an-tanany ny tavin-kena+ sy ny tratran’ilay biby mba ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah. Dia hahetsiketsiny* ho fanatitra ahetsiketsika+ eo anatrehan’i Jehovah ireo.
-