Levitikosy 16:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Handrakotra ny fahotan’ny toerana masina+ sy ny tranolay fihaonana+ ary ny alitara izy.+ Ary handrakotra ny fahotan’ny mpisorona sy ny an’izay rehetra anisan’ny fiangonana izy.+
33 Handrakotra ny fahotan’ny toerana masina+ sy ny tranolay fihaonana+ ary ny alitara izy.+ Ary handrakotra ny fahotan’ny mpisorona sy ny an’izay rehetra anisan’ny fiangonana izy.+