Levitikosy 16:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Handro amin’ny rano+ ao amin’izay toerana masina* izy, ary hanao ny akanjony.+ Dia hivoaka avy ao izy ka hanolotra fanatitra dorana+ ho an’ny tenany sy ho an’ny vahoaka,+ mba handrakofana ny fahotan’ny tenany sy ny an’ny vahoaka.+ 1 Jaona 2:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
24 Handro amin’ny rano+ ao amin’izay toerana masina* izy, ary hanao ny akanjony.+ Dia hivoaka avy ao izy ka hanolotra fanatitra dorana+ ho an’ny tenany sy ho an’ny vahoaka,+ mba handrakofana ny fahotan’ny tenany sy ny an’ny vahoaka.+