FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 28:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Ireto avy ny akanjo hamboarin’izy ireo: Saron-tratra,+ efoda,+ akanjo tsy misy tanany,+ akanjo lava karôkarô, satroka lamba,*+ ary fehikibo lamba.+ Hanamboatra an’ireo akanjo masina ireo ho an’i Arona rahalahinao sy ny zanany lahy izy ireo, mba ho afaka hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako i Arona.

  • Levitikosy 8:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary nampanaoviny an’i Arona ny akanjo lava,+ sy ny fehikibo lamba,+ sy ny akanjo ivelany tsy misy tanany,+ ary ny efoda.+ Dia nofatorany ny fehikibo vita tenona, izany hoe ny fehikibon’ilay efoda,+ mba hipetraka tsara ilay efoda.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara