-
Levitikosy 6:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 “Izao didy izao no holazainao amin’i Arona sy ny zanany lahy: ‘Izao no lalàna momba ny fanatitra dorana:+ Hajanona eo amin’ny fitoeran’afo eo ambony alitara ilay fanatitra, mandritra ny alina mandra-paharainan’ny andro. Ary tokony hatao foana izay hampirehitra ny afo eo ambony alitara.
-