FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 28:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Ampiakanjoy an’ireo i Arona rahalahinao sy ny zanany lahy. Dia hanosotra azy ireo ho mpisorona* ianao,+ ka hanendry*+ sy hanamasina azy ireo. Dia hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako izy ireo.

  • Levitikosy 8:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Farany, dia nandrarahany tamin’ilay menaka masina fanosorana ny lohan’i Arona, ka nohosorany izy mba hanamasinana azy.+

  • Levitikosy 21:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Tsy tokony hanakaiky olona* maty izy,+ ary tsy mahazo mandoto ny tenany na dia ny rainy sy ny reniny aza no maty. 12 Tsy hivoaka ny toerana masina izy, na hanazimbazimba ny toerana masin’ny Andriamaniny,+ satria eo aminy ilay famantarana hoe voatokana izy, dia ilay menaka fanosorana avy amin’ny Andriamaniny.+ Izaho no Jehovah.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara