FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 29:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Dia asaivo manatona ireo zanany lahy ka ampanaovy azy ireo ny akanjo lava.+ 9 Ampanaovy an’i Arona sy ny zanany koa ireo fehikibo lamba, ary ataovy amin’ny lohan’izy ireo ny fehiloha. Dia ho anjaran’izy ireo ny asa fisoronana, ary ho fitsipika manan-kery foana izany.+ Izany no tokony hataonao rehefa manendry an’i Arona sy ny zanany lahy ho mpisorona* ianao.+

  • Levitikosy 8:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ary aza miala eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana mandritra ny fito andro, mandra-pahatapitry ny andro anendrena anareo ho mpisorona.* Haharitra fito andro mantsy ny fanendrena anareo ho mpisorona.*+

  • Nomery 3:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ireto avy ny anaran’ny zanakalahin’i Arona: I Nadaba no lahimatoa, dia nanarakaraka azy i Abiho+ sy Eleazara+ ary Itamara.+ 3 Ireo no anaran’ny zanak’i Arona, dia ny mpisorona voahosotra sy notendrena* ho mpisorona.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara