Eksodosy 6:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 I Eleazara,+ zanakalahin’i Arona, dia naka ny iray tamin’ny zanakavavin’i Potiela ho vadiny. Dia niteraka an’i Finehasa+ tamin’i Eleazara izy. Ireo no lohan’ny fianakaviamben’ny Levita, araka ny fianakaviany avy.+ Deoteronomia 10:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Niala tany Berota Bene-jakana ny Israelita avy eo ka nankany Mosera. Tao no nahafatesan’i Arona sy nandevenana azy.+ I Eleazara zanany indray no lasa nanao ny asan’ny mpisorona nandimby azy.+
25 I Eleazara,+ zanakalahin’i Arona, dia naka ny iray tamin’ny zanakavavin’i Potiela ho vadiny. Dia niteraka an’i Finehasa+ tamin’i Eleazara izy. Ireo no lohan’ny fianakaviamben’ny Levita, araka ny fianakaviany avy.+
6 “Niala tany Berota Bene-jakana ny Israelita avy eo ka nankany Mosera. Tao no nahafatesan’i Arona sy nandevenana azy.+ I Eleazara zanany indray no lasa nanao ny asan’ny mpisorona nandimby azy.+