-
Nomery 20:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Avy eo dia nesorin’i Mosesy ny akanjon’i Arona, ka nampanaoviny an’i Eleazara zanany lahy. Dia maty teo an-tampon’ilay tendrombohitra i Arona.+ Ary nidina avy tany an-tendrombohitra i Mosesy sy Eleazara.
-