FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 33:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Ary 123 taona i Arona tamin’izy maty tao amin’ny Tendrombohitra Hora.

  • Deoteronomia 10:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Niala tany Berota Bene-jakana ny Israelita avy eo ka nankany Mosera. Tao no nahafatesan’i Arona sy nandevenana azy.+ I Eleazara zanany indray no lasa nanao ny asan’ny mpisorona nandimby azy.+

  • Deoteronomia 32:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Ary ho faty eo amin’io tendrombohitra hiakaranao io ianao, ka hangonina any amin’ny razambenao,* hoatran’i Arona rahalahinao izay maty teo amin’ny Tendrombohitra Hora+ ka nangonina tany amin’ny razambeny.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara