Levitikosy 22:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mahazo mihinana amin’ny sakafon’ny rainy anefa izy raha lasa maty vady na nisara-bady nefa mbola tsy niteraka, ka mody any an-tranon’ny rainy toy ny tamin’izy mbola tanora.+ Tsy mahazo mihinana amin’izany kosa ny olona tsy nahazo alalana.* Nomery 18:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Anao koa ny fanomezana omen’ny Israelita+ sy ny fanatitra ahetsiketsika rehetra+ ataony. Efa nomeko anao sy ny zanakao lahy ary ny zanakao vavy izany, mba ho anjaranareo foana.+ Mahazo mihinana an’izany izay rehetra madio ao amin’ny ankohonanao.+
13 Mahazo mihinana amin’ny sakafon’ny rainy anefa izy raha lasa maty vady na nisara-bady nefa mbola tsy niteraka, ka mody any an-tranon’ny rainy toy ny tamin’izy mbola tanora.+ Tsy mahazo mihinana amin’izany kosa ny olona tsy nahazo alalana.*
11 Anao koa ny fanomezana omen’ny Israelita+ sy ny fanatitra ahetsiketsika rehetra+ ataony. Efa nomeko anao sy ny zanakao lahy ary ny zanakao vavy izany, mba ho anjaranareo foana.+ Mahazo mihinana an’izany izay rehetra madio ao amin’ny ankohonanao.+