Levitikosy 6:25, 26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ezekiela 44:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Izy ireo no hihinana ny fanatitra varimbazaha+ sy ny fanatitra noho ny ota ary ny fanatitra noho ny heloka.+ Ary ho lasan’izy ireo izay zavatra voatokana rehetra eo amin’ny Israely.+
29 Izy ireo no hihinana ny fanatitra varimbazaha+ sy ny fanatitra noho ny ota ary ny fanatitra noho ny heloka.+ Ary ho lasan’izy ireo izay zavatra voatokana rehetra eo amin’ny Israely.+