- 
	                        
            
            Levitikosy 27:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
21 Rehefa tonga ny Jobily, dia tsy an’ilay olona nividy azy intsony ilay tany fa ho lasa zava-masina ho an’i Jehovah satria voatokana ho azy. Ho lasa fananan’ny mpisorona ilay tany.+
 
 -