Nomery 18:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hoy koa i Jehovah tamin’i Arona: “Izaho mihitsy no manendry anao hiandraikitra an’ireo fanomezana omena ahy.+ Omeko amin’ny zava-masina rehetra omen’ny Israelita ianao sy ny zanakao lahy, ka ho anjaranareo foana izany.+ Nomery 18:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Ho anao izay zavatra voatokana* rehetra eo amin’ny Israely.+
8 Hoy koa i Jehovah tamin’i Arona: “Izaho mihitsy no manendry anao hiandraikitra an’ireo fanomezana omena ahy.+ Omeko amin’ny zava-masina rehetra omen’ny Israelita ianao sy ny zanakao lahy, ka ho anjaranareo foana izany.+