FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 27:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Rehefa tonga ny Jobily, dia tsy an’ilay olona nividy azy intsony ilay tany fa ho lasa zava-masina ho an’i Jehovah satria voatokana ho azy. Ho lasa fananan’ny mpisorona ilay tany.+

  • Levitikosy 27:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 “‘Tsy azo amidy na avotana ny zavatra voatokana, izany hoe izay zavatra natokan’ny olona avy amin’ny fananany ka natokany tsy misy fepetra* ho an’i Jehovah, na olona izany na biby na tany. Zavatra masina indrindra ho an’i Jehovah ny zava-drehetra voatokana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara