-
Joba 39:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Sa ny baiko omenao no mahatonga ny voromahery hanidina ambony,+
Sy hanorina ny akaniny eny amin’ny avo?+
-
Joba 39:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Mitsentsitra ra ny zanany;
Ary na aiza na aiza misy faty, dia any izy.”+
-
-
-