FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 14:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Izao no lalàna momba ny boka, amin’ny andro anekena azy ho madio, rehefa hoentina any amin’ny mpisorona izy:+

  • Levitikosy 14:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Hanasa ny akanjony ilay olona midio, ary hoharatany daholo ny volo amin’ny tenany. Dia handro amin’ny rano izy, ka hadio. Afaka miditra ao an-toby izy avy eo, nefa mbola hijanona fito andro eo ivelan’ny tranolainy.

  • Levitikosy 15:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Ilazao ny Israelita hoe: ‘Raha misy tsiranoka mivoaka amin’ny filahian’ny* lehilahy, dia mahatonga azy haloto izany.+

  • Levitikosy 15:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tsy maintsy manasa ny akanjony izay mikasika ny fandrianan’ilay olona, ary tokony handro amin’ny rano. Haloto mandra-paharivan’ny andro izy.+

  • Nomery 19:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary hanasa ny akanjony ilay nanangona ny lavenon’ilay ombivavy. Haloto mandra-paharivan’ny andro anefa izy.

      “‘Fitsipika harahin’ny Israelita sy ny vahiny mipetraka eo aminy foana izany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara