FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 12:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 Lalàna iray ihany no hihatra amin’ny teratany sy ny vahiny monina eo aminareo.”+

  • Levitikosy 24:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “‘Didim-pitsarana iray ihany no hampiharina aminareo, na vahiny na teratany.+ Izaho mantsy no Jehovah Andriamanitrareo.’”

  • Nomery 15:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ho fitsipika iray ihany no ho anareo anisan’ny fiangonana sy ho an’ny hafa firenena mipetraka eo aminareo. Ho fitsipika tokony harahinareo sy ny taranakareo foana izany. Eo anatrehan’i Jehovah, dia mitovy aminareo ihany ny hafa firenena mipetraka eo aminareo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara