Levitikosy 20:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Avaho ny biby madio sy ny maloto, ary ny vorona maloto sy ny madio.+ Ary mitandrema sao haharikoriko ahy ianareo noho ny amin’ny biby sy vorona ary biby mandady amin’ny tany, izay efa navahako hoe maloto aminareo.+
25 Avaho ny biby madio sy ny maloto, ary ny vorona maloto sy ny madio.+ Ary mitandrema sao haharikoriko ahy ianareo noho ny amin’ny biby sy vorona ary biby mandady amin’ny tany, izay efa navahako hoe maloto aminareo.+