-
Levitikosy 13:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 dia hozahan’ny mpisorona izany. Raha lasa fotsy ny volo eo amin’ilay tasy sady hoatran’ny hoe mandoaka no fahitany an’ilay izy, dia habokana nipoitra teo amin’ilay fery izany. Hambarany hoe maloto ilay olona. Habokana izany.
-
-
Levitikosy 13:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 dia hozahan’ny mpisorona ilay aretina.+ Raha hoatran’ny hoe mandoaka no fahitany an’ilay izy ary mavo ny volo eo aminy sady manify, dia hambarany hoe maloto ilay olona. Aretin’ny hodi-doha na aretina mahazo ny volombava izany. Habokana eo amin’ny loha na saoka izany.
-
-
Levitikosy 13:42Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
42 Fa raha misy fery fotsy somary mena kosa eo amin’ilay faritra sola amin’ny hodi-dohany na eo amin’ny handriny, dia habokana mipoitra eo amin’ny hodi-dohany na eo amin’ny handriny izany.
-
-
Nomery 12:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Mba aza avela hijanona hoatr’izao re izy e, hoatran’ny zaza maty tao an-kibon-dreniny dia efa simba ny antsasaky ny nofony rehefa teraka izy.”
-