Deoteronomia 24:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Rehefa misy voan’ny habokana,* dia araho tsara izay toromarika rehetra lazain’ny Levita mpisorona aminareo.+ Araho an-tsakany sy an-davany izay nandidiako azy ireo. Malakia 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
8 “Rehefa misy voan’ny habokana,* dia araho tsara izay toromarika rehetra lazain’ny Levita mpisorona aminareo.+ Araho an-tsakany sy an-davany izay nandidiako azy ireo.