FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 13:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Raha misy mivonto na misy tako-pery na misy tasy ny hoditry* ny olona iray, ka mety ho lasa habokana*+ eo amin’ny hodiny izany, dia tsy maintsy entina any amin’i Arona mpisorona izy, na any amin’ny iray amin’ireo mpisorona zanakalahin’i Arona.+

  • Levitikosy 13:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Rehefa hitan’ny mpisorona ilay fery, dia hambarany hoe maloto ilay olona.+ Maloto ilay fery. Habokana izany.+

  • Marka 1:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 sady noteneniny hoe: “Tandremo sao resadresahinao amin’olona izao. Fa mandehana miseho any amin’ny mpisorona, ary satria nodiovina ianao, dia atolory ny zavatra nasain’i Mosesy nomena,+ mba ho hitan’izy ireo fa sitrana ianao.”+

  • Lioka 17:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Rehefa nahita azy ireo izy, dia niteny hoe: “Mandehana miseho any amin’ny mpisorona.”+ Dia lasa izy ireo, ka nadio+ raha mbola teny an-dalana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara