FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 12:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Niala teo ambonin’ny tranolay ny rahona, dia io fa boka i Miriama ka lasa fotsy be.+ Dia nitodika tany amin’i Miriama i Arona, ka hitany hoe boka izy.+

  • Nomery 12:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Mba aza avela hijanona hoatr’izao re izy e, hoatran’ny zaza maty tao an-kibon-dreniny dia efa simba ny antsasaky ny nofony rehefa teraka izy.”

  • 2 Tantara 26:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tezitra be anefa i Ozia, ary mbola teny an-tanany ny fitaovana fandoroana emboka manitra. Raha iny izy mbola tezitra+ tamin’ny mpisorona iny, dia nisy habokana+ nipoitra teo amin’ny handriny, tamin’izy teo anatrehan’ny mpisorona teo akaikin’ny alitara fandoroana emboka manitra, tao an-tranon’i Jehovah.

  • Matio 8:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa nanatsotra ny tanany i Jesosy ka nikasika azy, sady niteny hoe: “Tiako izany ka! Madiova ianao.”+ Tonga dia sitrana ny habokany ka nadio izy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara