10 Niala teo ambonin’ny tranolay ny rahona, dia io fa boka i Miriama ka lasa fotsy be.+ Dia nitodika tany amin’i Miriama i Arona, ka hitany hoe boka izy.+
27 Koa hiraikitra aminao sy ny taranakao mandrakizay ny habokan’i Namàna.”+ Dia niala teo anatrehany avy hatrany i Gehazy, ka tonga dia boka ary lasa fotsy be hoatran’ny lanezy.+