FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 4:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Hoy indray i Jehovah taminy: “Mba atsofohy ao amin’ilay miforitra eo amin’ny tratran’akanjonao hoe ny tananao, azafady!” Dia natsofony tao ny tanany. Rehefa navoakany avy tao ny tanany, dia lasa boka ka fotsy be hoatran’ny lanezy!+

  • Nomery 12:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Niala teo ambonin’ny tranolay ny rahona, dia io fa boka i Miriama ka lasa fotsy be.+ Dia nitodika tany amin’i Miriama i Arona, ka hitany hoe boka izy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara