FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 24:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Rehefa misy voan’ny habokana,* dia araho tsara izay toromarika rehetra lazain’ny Levita mpisorona aminareo.+ Araho an-tsakany sy an-davany izay nandidiako azy ireo.

  • Ezekiela 44:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 “‘Tokony hampianatra ny vahoakako izy ireo hoe inona no maha samy hafa ny zavatra masina sy ny zavatra tsy masina, sy ny maha samy hafa ny zavatra maloto sy ny zavatra madio.+

  • Malakia 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Lioka 17:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Rehefa nahita azy ireo izy, dia niteny hoe: “Mandehana miseho any amin’ny mpisorona.”+ Dia lasa izy ireo, ka nadio+ raha mbola teny an-dalana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara