Marka 1:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 sady noteneniny hoe: “Tandremo sao resadresahinao amin’olona izao. Fa mandehana miseho any amin’ny mpisorona, ary satria nodiovina ianao, dia atolory ny zavatra nasain’i Mosesy nomena,+ mba ho hitan’izy ireo fa sitrana ianao.”+
44 sady noteneniny hoe: “Tandremo sao resadresahinao amin’olona izao. Fa mandehana miseho any amin’ny mpisorona, ary satria nodiovina ianao, dia atolory ny zavatra nasain’i Mosesy nomena,+ mba ho hitan’izy ireo fa sitrana ianao.”+