-
Levitikosy 7:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Mitovy ihany ny lalàna momba ny fanatitra noho ny ota sy ny fanatitra noho ny heloka: Ho an’ilay mpisorona manao an’ilay fanatitra mba handrakofana fahotana ny henan’ilay izy.+
-
-
1 Korintianina 9:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Tsy fantatrareo ve fa izay manao asa masina ao amin’ny tempoly dia mihinana an’izay zavatra ao, ary izay manompo tsy tapaka eo amin’ny alitara dia mahazo anjara avy amin’ny alitara?+
-
-
1 Korintianina 10:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Jereo ny Israely araka ny nofo: Tsy hoatran’ny hoe miara-misakafo amin’Andriamanitra ve izay mihinana sorona avy eo amin’ny alitara?+
-