13 Dia hovonoiny ao amin’izay toerana masina, eo amin’ny toerana famonoana ny fanatitra noho ny ota sy ny fanatitra dorana, ilay ondrilahy kely.+ An’ny mpisorona mantsy ny fanatitra noho ny heloka,+ toy ny fanatitra noho ny ota ihany. Zavatra masina indrindra izany.+