-
Levitikosy 4:3, 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 “‘Raha ny mpisorona voahosotra+ no manota+ ka lasa meloka ny vahoaka, dia hanolotra vantotr’ombilahy tsy misy kilema ho an’i Jehovah izy ho fanatitra noho ny ota, noho ilay fahotana nataony.+ 4 Hoentiny eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana,+ eo anatrehan’i Jehovah, ilay omby. Dia hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay omby izy, ary hamono azy eo anatrehan’i Jehovah.+
-