-
Nomery 12:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Ary nanome tsiny an’i Mosesy i Miriama sy Arona, noho ilay vehivavy kosita nalainy ho vady. Nanambady vehivavy kosita+ mantsy i Mosesy.
-
-
Nomery 12:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Tonga dia niteny tamin’i Mosesy i Arona hoe: “Miangavy anao re aho, tompoko ô! Aza atao am-po re iny fahotanay iny e! Fa tena nanao hadalana mihitsy izahay tamin’iny.
-