-
Eksodosy 2:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Ary nanan-janaka fito vavy ilay mpisorona tany Midianina.+ Tonga hantsaka izy ireo, ary hameno ny tavin-drano mba hisotroan’ny andian’ondrin’ny rainy.
-
-
Eksodosy 2:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Nanaiky hipetraka tao amin’i Regoela i Mosesy, taorian’izay. Ary nomeny ho vadiny i Zipora+ zanany vavy.
-