-
Levitikosy 14:10, 11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 “Amin’ny andro fahavalo dia haka ondrilahy kely roa tsy misy kilema izy, ondrivavy kely iray tsy misy kilema+ sady tsy mihoatra ny herintaona, lafarinina tsara toto telo ampahafolon’ny efaha* nafangaro menaka ho fanatitra varimbazaha,+ ary menaka iray loga.*+ 11 Ary hitondra an’ilay olona midio sy ireo fanatitra ireo eo anatrehan’i Jehovah, eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana, ilay mpisorona manambara an’ilay olona ho madio.
-