-
Levitikosy 14:6, 7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Fa ilay vorona velona kosa halain’ny mpisorona dia hatsobony, miaraka amin’ilay rantsankazo sedera sy kofehy mena midorehitra ary hysopa, ao anatin’ny ran’ilay vorona novonoina teo ambony rano avy amin’ny rano mandeha. 7 Ary hofafazany amin’ilay ra impito ilay olona manadio ny tenany ho afaka amin’ny habokany. Dia hambarany hoe madio izy. Avy eo, dia halefany hanidina any an-tsaha ilay vorona velona.+
-