Matio 9:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary nisy vehivavy nijaly be, fa nandeha ra+ nandritra ny 12 taona. Nanatona an’i Jesosy avy tao aoriana izy, ka nikasika ny mikiramborambo amin’ny morontongotry ny akanjony ivelany.+ Lioka 8:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Ary nisy vehivavy iray nandeha ra+ efa nandritra ny 12 taona, nefa tsy nisy nahasitrana azy mihitsy.+
20 Ary nisy vehivavy nijaly be, fa nandeha ra+ nandritra ny 12 taona. Nanatona an’i Jesosy avy tao aoriana izy, ka nikasika ny mikiramborambo amin’ny morontongotry ny akanjony ivelany.+
43 Ary nisy vehivavy iray nandeha ra+ efa nandritra ny 12 taona, nefa tsy nisy nahasitrana azy mihitsy.+