FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 9:20-22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary nisy vehivavy nijaly be, fa nandeha ra+ nandritra ny 12 taona. Nanatona an’i Jesosy avy tao aoriana izy, ka nikasika ny mikiramborambo amin’ny morontongotry ny akanjony ivelany.+ 21 Fa hoy izy anakampo: “Raha mikasika ny akanjony ivelany fotsiny aho, dia ho sitrana.” 22 Ary nitodika i Jesosy ka nahita azy, dia niteny hoe: “Mahereza, anaka! Ny finoanao no nahasitrana anao.”+ Dia sitrana tamin’izay ora izay ilay vehivavy.+

  • Marka 5:25-29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary nisy vehivavy iray nandeha ra+ efa nandritra ny 12 taona,+ tamin’izay. 26 Be dia be ny dokotera efa nitsabo azy, saingy nampijaly be azy ny fitsaboana nataon’izy ireny, sady nandany ny fananany rehetra. Tsy nihasalama akory anefa izy fa vao mainka aza nihanarary. 27 Rehefa henony ny momba an’i Jesosy, dia nanatona azy avy tao aoriana tao anaty vahoaka izy, ka nikasika ny akanjony ivelany.+ 28 Hoy mantsy izy: “Raha mikasika ny akanjony ivelany fotsiny aho izao, dia ho sitrana.”+ 29 Ary tonga dia nijanona ny ra nandeha taminy, ka tsapany fa sitrana tamin’ilay aretina nampijaly azy ny vatany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara